Comore: fihotsahan’ny morontsiraka sy ny famotehana ny harena voajanahary

29 juillet 2020

Ao Comore, ny Plateforme Femmes Développement Durable et Sécurité Alimentaire (PFDDSA), dia miara miasa amin’ny Fondation Tany Meva sy ny CEPF, amin’ny fisorohana ny fihotsahan’ny morontsiraka sy ny famotehana ny harena voajanahary. Vehivavy 500 tao Uropveni no nahazo tombotsoa tamin’ny fiofanana momban’ny fahaiza-manao amin’ny fitantanana maharitra ny ala honko ao amin’ny valan-javaboary Coelacanth