Tetikasa rano fisotro madio

10 August 2020


Misy tetikasa famatsiana rano fisotro madio izay miatomboka ao amin’ny faritra Atsimo- Andrefana, kaominina Beroroha Est. Ny fondation Tany Meva no nanome famatsiam-bola ary ny fikambanana Miarina no manatanteraka ny asa.