Fanarenana ny faritra arovana vaovao ny helodranon’i Bombetoka

30 July 2020

🌳 Fantatrao ve?
👉 Any Betsiboka no be ala honko indrindra eto Madagasikara.
📌 Mba hiarovana ny mety ho fahapotehana hahazo an’io faritra io dia mandray an-tanana amin’ny fanarenana ny faritra arovana vaovao ny helodranon’i Bombetoka amin’ny fambolena honko Avicennia marina ny fikambanana Femmes Entrepreneurs Environnementales Mahajanga (FEEM) izay tohanan’ny Fondation Tany Meva sy CEPF.
Mampiavaka io karazana honko io dia itoeran’ireo biby landy izay anisan’ny miteraka loharanom-bola hoan’ny mponina amin’iny faritra iny.

Hijery ny horonan-tsary