Fiarovana ny zava-boajanahary amin’ny alàlan’ny ecotourism ao amin’ny tanànan’i Ampombofofo “tetikasa tohanan’ny Critical Ecosystem Partnership Fund (CEPF) notarihin’i Bobaomby Nature Conservation (BNC) ao amin’ny faritra DIANA. Nisy fiofanana ara-teknika sy ara-bola nomena natao hanohanana ny ekipan’ny BNC ho fanombohana ny tetikasa.