Manohana ny fananganana efitrano fianarana sy famatsian-drano fisotro madio ao amin’ny distrika ny Betioky Est ny Fondation Tany Meva. Ny fikambanana Milavonjy no manatanteraka ny asa, tafiditra ao anatin’ity tetikasa ity ihany koa ny fanohanana famokarana anana izay miteraka loharanom-bola hoan’ny vondron’olona ifotony.