Fampivelarana ny seha-pihariana landibe miaina ao anaty ala honko ao Boanamary : isan’ireo mpanatanteraka tetik’asa vatsian’ny Tany Meva vola amin’ny alalan’ny famatsiam-bolan’ny Critical Ecosystem Parthnership Fund (CEPF) ny fikambanana Femmes Entrepreneurs Environnement Mahajanga (FEEM), izay miompana amin’ny fiarovana ny ala honko izay itoeran’ny landibe, ary nisy ny fanitarana ny tetik’asa dia ny fananganana kôperativa mitrandraka […]

En savoir plus

2,2 arivo tapitrisa Ariary. Io no fitambaran’ny famatsiambola nomen’ny Fondation Tany Meva ireo rafitra mpanatanteraka tetikasam-pandrosoana lovainjafy fito izay miasa any amin’ny faritra isankarazany eran’i Madagasikara, amin’izao voalohan’ny taona 2022 izao. Misy amin’izy ireo ONG, misy fikambanana, misy koa orinasa. Mahakasika ny sehatry ny angovo maitso, ny fanamboarana fotodrafitrasa, ny fambolen-kazo sy hazo fihinam-boa, ny […]

En savoir plus

UN(E) REPONSABLE COMMUNICATION UN(E) ARCHIVISTE DOCUMENTALISTE Tany Meva, fondation environnementale à vocation communautaire, a pour mission de mobiliser et gérer des ressources, et octroyer des subventions pour soutenir les initiatives des communautés, et/ou financer des actions de développement économique, social et environnemental (alignées avec les Objectifs de Développement Durable, agenda 2030).  Dans le cadre du […]

En savoir plus

Kôngresy IUCN.

9 août 2021

Fomba fijery ny maha zavadehibe ny Kôngresy IUCN. https://civicrm.iucn.org/civicrm/mailing/view?reset=1…

En savoir plus

Filazana hoan’ireo mpitondra tetikasa liana amin’ny FIANTSOANA TETIKASA FAMATSIAM-BOLA TANY MEVA 2021-2022. Tany Meva dia mampahafantatra fa misy ny fampahafantarana momba io fiantsoana tetikasa io, izay voasoratra ao amin’ny Rijantenin’Andraikitra faha 10. Izany dia hatao amin’ny alalan’ny « visioconférence » ny alakamisy 22 aprily 2021 amin’ny 9 ora. Izay liana dia iangaviana hisoratra anarana […]

En savoir plus

Mba hampisongadinana ny harena voajanahary ao Bobaomby, Faritra DIANA ary mba hamporisihana ny mponina eny manodidina mba hiaro io tontolo iainana io, ny Fondation Tany Meva amin’ny alalan’ny famatsiam-bola CEPF dia namatsy ny fametrahana faritra maitso ao amin’ny vohitr’Anjiabe. Ny ONG BNC, panatontosa ny tetikasa, dia maniry ny hitondrana vahana vaovao eny ifotony eo amin’ny […]

En savoir plus

Ny Fondation TANY MEVA, dia mamatsy vola tetikasa eny ifotony ho amin’ny fampandrosoana lovainjafy mifandraika amin’ny lohahevi-dehibe efatra voafaritra ao anatin’ny paikadiny fahaefatra. Faritra telo ambin’ny folo (13) eto Madagasikara no voakasik’ity fiantsoana tetikasa ity. Izany dia misokatra ho an’ireo Vovonana/Federasion’ny Vondron’Olona Ifotony, Fikambanana, Kaoperativa, Ivon-toeram-pikarohana/fanofanana, Sehatra tsy miakina ka mijoro ara-dalana sy ara-panjakana. Koa […]

En savoir plus

Ny mponina ao Anjiabe, tanana kely ivon’ny atialan’ny Bobaomby, Faritra DIANA dia mihary amin’ny alalan’ny famokarana ara-dalàna ny arina fandrehatra amin’ny alalan’ny hazo Mokonazy. Ny fandrindrana ny filàn’ny mponina miaraka amin’ny asa fitandroana dia nandrisika ny Fondation Tany Meva mba hamatsy vola io tetikasa izay notontosain’ny ONG MAVOA io. Io tetik’asa io dia mivoy ny […]

En savoir plus

Honko “avincenia marina” an’aliny no nambolena tao amin’ny Baie de Bombetoka. Ny tahan’ny fanjariana dia mahatratra 90%. Faly ny mponina anatiny satria nahatsapa ny tombotsoan’ny fanarenana sy ny fiarovana ny ala honko toy ny fiverenan’ny harena an-dranomasina tahaka ny drakaka. Ny fanangonana ny zana-dandy ao amin’io karazana Honko io sy ny famadihana azy ho lasa […]

En savoir plus

Ny mponina ao amin’ny fonkotany Ambongamaranitra, kaominina Andranofasika, distrikan’ny Ambato Boeny dia nandray ny andraikiny manoloana ny fitomboan’ny dorotanety. Natsangana ny komity misahana ny afo izay nahafahana nanena ny fitomboan’ny dorotanety. Mba hanamafisana ny fahatomombanan’ny fanarenana ny ala eny an-toerana dia nirotsaka an-tsehatra ny mponina mba hametraka ny fiarovana ny afo izay an-kilaometatra maro. Ny […]

En savoir plus