Ao anati’ny fanantanterahana ny asany, ny Fondation Tany Meva dia manolotra tolot’asa  (03) miorina eto  Antananarivo :
A – Un (01) Responsable Administratif (Réf. AC-TM/2020/009 – RA)
B – Un (01) Consultant Analyste financier (Réf. AC-TM/2020/009 – CAF)
C – Un (01) Consultant Spécialiste en Communication (Réf. AC-TM/2020/009 – CSC)
FAMPIHARANAÂ :
Ny antontan-taratasy fampiharana izay misy taratasy fangatahana asa, CV amin’ny antsipirihany (miaraka amina sary vao haingana), ny tondro karama, adiresy mailaka, adiresy fifandraisana an-telefaona mba hifandraisana haingana, ary adiresy telo (3)  fanondroana matianina, ireo no alefa any amin’ny adiresy mailaka appel@tanymeva.org na aterina ao amin’ny biraon’ny Fondation Tany, Lot IAI 1 Bis Ambatobe Antananarivo, miaraka amin’ny fanondroana ny asa (rĂ©fĂ©rence) alohan’ny talata 30 jona 2020 amin’ny 11 maraina.